Nisy ny fihaonana izay nahitana ny avy eto anivon’ny Filankevitry ny Fifaninanana na ny Conseil de la Concurrence sy ny solontena avy amin’ny BAD ny talata faha 14 jona 2022 lasa teo.
Izany no natao mba ho fanamafisana ny fiarahamiasa eo aminy roa tonta ho fampandrosoana ny ivotoerana.